FJKM Manazary Maritiora Ilafy

FJKM Manazary Maritiora Ilafy
Jobily fankalazana ny faha 150 taonan'ny fiangonana
"Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara hianareo"
                                                                     Marka 9 50b

Vaovao farany

Fetin'ny taranaka Asa Fanitarana

28 Septambra 2014 Fetin'ny Taranaka FJKM MANAZARY ILAFY Asa Fanitarana   Ho tanterahina ny 28 Septambra izao ny Fetin'ny Taranaka Asa Fanitarana .   Toa izao ny fandaharana  :   - Fanompoam-pivavahana   - Hisy valopy Raki-bolamena    - Fiaraha-misakafo ,

Read more...

Asa Fanitarana tsangam-bato

coupe-manazary

 

 

Tahirin-tsary

....................................................................................
sary1 sary2
 ...................................................................................
sary3 sary4

+ hijery ny sary rehetra

Fanehoan-kevitra

  • Miarahaba antsika mianakavy , Mbola maro ny dingana ho diavina , manantena sahady anefa ny tenako fa ho tratran-tsika ny tanjona . Hiezaka ny tenako ampita zay vaovao rehetra momba ny FJKM Manazary ,indrindra fa ny faha 150 taona , ary ampiseho ny dingana zay vita . Koa mampahery anareo amin'ny Anaran'ny Tompo Jesoa mba ho voninahitr'Andriamanitra anie ny asantsika.
    - Andriantsara William RAJAONALISOA
    samedi 5 octobre 2013 06:40

FIFANDRAISANA

ANDRIANASOLO Fanantenana Mamhy
Filohan’ny Serasera
phone   +261 34 03 605 40

VAOMIERA MANAZARY ILAFY

→ Serasera
→ Vola
→ Tsangam-bato
→ Fankalazana

FITANDREMANA MANAZARY MARITIORA ILAFY SINODAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA

Midira ho mpikambana raha te hamela hafatra.