FJKM Manazary Maritiora Ilafy

FJKM Manazary Maritiora Ilafy
Jobily fankalazana ny faha 150 taonan'ny fiangonana
"Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara hianareo"
                                                                     Marka 9 50b

Vaovao farany

Compte Bancaire FJKM Manazary Ilafy

VAOVAO MAHAFALY

Miarahaba antsika mianakavy  

Mbola tena ao anatin' ny ASA Fanitarana ny FJKM Manazary Ilafy amin'ny zao fotoana izao .

Ity ary misy Vaovao lehibe ho antsika  , indrindra ireo Havana aman-ts

Read more...

Hira Faneva

DERAINA NY ANARANAO

 

 

Ho deraina ny anaranao ry Jehovah Tomponay

Notoriana teto hatrizay ry Tomponay

Ilay sira ao anatinay enga anie ho Masina 

 

 

Fa lehibe ny fitiavanao zay hatolotrao ho anay

Ka nahazo hery aina vao anaovanay ny asanao

Mba hahery ny finoana mba hitoy ny fihavananay

 

 

Dimampolo ambizato taona niorenan'ity fiangonanay 

Reo Ray sy Reny maritiora teo aloha

No zary zezika hampaniry ny finoana

Izao no vavaka asandratray ry Ray

Anao ny voninahitra mandrakizay 

 

hira-faneva

Tahirin-tsary

....................................................................................
sary1 sary2
 ...................................................................................
sary3 sary4

+ hijery ny sary rehetra

Fanehoan-kevitra

  • Miarahaba antsika mianakavy , Mbola maro ny dingana ho diavina , manantena sahady anefa ny tenako fa ho tratran-tsika ny tanjona . Hiezaka ny tenako ampita zay vaovao rehetra momba ny FJKM Manazary ,indrindra fa ny faha 150 taona , ary ampiseho ny dingana zay vita . Koa mampahery anareo amin'ny Anaran'ny Tompo Jesoa mba ho voninahitr'Andriamanitra anie ny asantsika.
    - Andriantsara William RAJAONALISOA
    samedi 5 octobre 2013 06:40

FIFANDRAISANA

ANDRIANASOLO Fanantenana Mamhy
Filohan’ny Serasera
phone   +261 34 03 605 40

VAOMIERA MANAZARY ILAFY

→ Serasera
→ Vola
→ Tsangam-bato
→ Fankalazana

FITANDREMANA MANAZARY MARITIORA ILAFY SINODAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA

Midira ho mpikambana raha te hamela hafatra.