FJKM Manazary Maritiora Ilafy

FJKM Manazary Maritiora Ilafy
Jobily fankalazana ny faha 150 taonan'ny fiangonana
"Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara hianareo"
                                                                     Marka 9 50b

Vaovao farany

Compte Bancaire FJKM Manazary Ilafy

VAOVAO MAHAFALY

Miarahaba antsika mianakavy  

Mbola tena ao anatin' ny ASA Fanitarana ny FJKM Manazary Ilafy amin'ny zao fotoana izao .

Ity ary misy Vaovao lehibe ho antsika  , indrindra ireo Havana aman-ts

Read more...

Compte Bancaire FJKM Manazary Ilafy

VAOVAO MAHAFALY

Miarahaba antsika mianakavy  

Mbola tena ao anatin' ny ASA Fanitarana ny FJKM Manazary Ilafy amin'ny zao fotoana izao .

Ity ary misy Vaovao lehibe ho antsika  , indrindra ireo Havana aman-tsakaiza any dilam-bato .

Vita soa-amantsara ny Kaonty amin'ny FJKM Manazary Ilafy ao amin'ny :

Banky BFV-SG Ambatobe :

Banky    :   00008
Agence  :   01016
Compte  :   05004009212
Cle         :   04


Azo alefa mivantana amin ny alalan ' ny virement bancaire izay fanomezana rehetra tiantsika atao momba ny ASA FANITARANA .

" Homba antsika Andriamanitra "

 

Sakafom-pifaliana

"Aoka ny olona rehetra,samy hanao izay irian'ny fony avy,tsy amin'alahelo,na amin'ny faneriterena fa ny manome amin'ny hafaliana no tian' Andriamanitra "

( II Kor.9:7 )


Ny Fiangonana sy ny Komitin ' ny Fanitarana

dia manasa antsika mianakavy mba handray anjara amin'ny

SAKAFOM-PIFALIANA

izay atao ny Alahady 27 Septambra 2015 ao amin'ny FJKM Manazary Maritiora Ilafy, 
- Fanompoham-pivavahana arahina Fandraisana
- Vokatra isan-taranaka izay hatokana tanteraka @ fanitarana
- Fiaraha misakafo @ vidiny 20 000 Ariary
- Hisy ny fiara iraisana miainga eo @ Luxor Behoririka @ 7 ora sy sasany ka 2500 Ar (12500 Fmg ) ny saran-dalana.
Manantena ny fandraisan-tsika anjara amin 'izany adidy lehibe miandry antsika mianakavy zany Tompoko

 

 

 

Sakafom-piraisana

AZA ADINO 

Ny Alahady 21 Jona 2015 izao

Ny Fiangonana sy ny Komitin ' ny Fanitarana dia manasa antsika mianakavy mba handray anjara amin' ny

SAKAFOM-PIRAISANA izay atao ao amin'ny

ESPACE LE CAMELIA

Manjaka Ankadikely amin'ny 12 ora sy sasany .

Ny lanonana dia ho hafanain' i :

- MIALY Rakotomamonjy
- Stenny
- Ny STK
Ny Mpanentana ve ? : tsy ampoizinao
Hisy vokatra sy lavanty
Ary fanentanana maro samihafa ......
Koa manantena ny fahatongavan-tsika maro Tompoko
"Aoka ny olona rehetra,samy hanao izay irian'ny fony avy,tsy amin'alahelo,na amin'ny faneriterena fa ny manome amin'ny hafaliana no tian' Andriamanitra " (II Kor.9:7)

Fandraisana tapakila :

Komity

Diakona

na antsoy ny laharana 0340136993 ( Mr Abel Jones )

 

FANOKANANA TSANGAM-BATO FAHA 150 TAONA

FANOKANANA TSANGAM-BATO FAHA 150 TAONA

Nohon ' ny fitahian 'ny Tompo dia tontosa soa aman-tsara ny Asabotsy 06 desambra ny Fanokanana ny Takela-bato faha 150 Taona ny FJKM Manazary Ilafy

Isaorana manokana :

 

Ny Prezida Synodaly 

Solon-tena ny Foibe FJKM

Solon-tenam-panjakana faritra Avara-drano

Ireo Sampana rehetra 

Ireo Komity 150 Taona

Ireo Fiangonana manodidina

Ireo Mpivavaka sy mpanotrona maro be

 

Tsy tanteraka izao dingana izao raha tsy ny fiaraha-mientan' ny rehetra na teto antoerana sy ampitan-dranomasina ary koa ny Zanaka Ampielezana .

Mbola lavitra ny dingana satria 1/3 ny asa izao vita izao .

Koa manentana ny rehetra ny Komity faha 150 Taona , hifanampy sy ifanome tanana ho entina hamaranana izao asa fanitarana izao .

"Aoka hisy sira ao anatinareo , ka mihavàna tsara hianareo" ( Marka 9 /50b ) 

Ny Komity

 

 

Page 1 sur 3

<< Début < Précédent 1 2 3 Suivant > Fin >>

Tahirin-tsary

....................................................................................
sary1 sary2
 ...................................................................................
sary3 sary4

+ hijery ny sary rehetra

Fanehoan-kevitra

  • Miarahaba antsika mianakavy , Mbola maro ny dingana ho diavina , manantena sahady anefa ny tenako fa ho tratran-tsika ny tanjona . Hiezaka ny tenako ampita zay vaovao rehetra momba ny FJKM Manazary ,indrindra fa ny faha 150 taona , ary ampiseho ny dingana zay vita . Koa mampahery anareo amin'ny Anaran'ny Tompo Jesoa mba ho voninahitr'Andriamanitra anie ny asantsika.
    - Andriantsara William RAJAONALISOA
    samedi 5 octobre 2013 06:40

FIFANDRAISANA

ANDRIANASOLO Fanantenana Mamhy
Filohan’ny Serasera
phone   +261 34 03 605 40

VAOMIERA MANAZARY ILAFY

→ Serasera
→ Vola
→ Tsangam-bato
→ Fankalazana

FITANDREMANA MANAZARY MARITIORA ILAFY SINODAM-PARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA

Midira ho mpikambana raha te hamela hafatra.